'zaho matoky anao (Vetson'ikopa antoko mpihira)

(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
ambarako eto izao
fa apetrako aminao
ny fiainako sy ny ankohonako
ny amiko rehetra
ho anao tsy misy fetra
atokako ho anao avokoa

fa...ambarako eto koa
fa na inona hanjo
efa ianao no safidiko
ianao tononkira.serasera.org ilay Mpahary
izao zjew rehetra izao
ny fiainako atokako ho anao

omeko anao tsy misy tambiny
toy jben ny nanomezanao 'lay Tokanao
hijaly sy ho faty ho anay
hahazoanay 'lay fiainana mandrakizay.

ka ny fahaizako,
ny qkslin talenta ananako
atolotro mba hiderana anao
fa rariny izany
raha aminao ihany
no anoloranay ny Voninahitra

derainay eran-tany fa ianao irery ihany
no Làlana sy Fahamarinana
ianao 'lay Fiainana 'zay azo antoka
hahazoanay ny Fiadanana

omeko anao tsy misy tambiny.....

ka na inona hanjo 'zaho tsy hivadika aminao
tsisy mampanahy re'fa miaraka aminao
fa ianao no fiereko, fialofana ho ahy
ka MATOKY ANAO, tsy manana ahiahy.

omeko anao tsy misy tambiny.....

--------
Link:
Add a comment
Please sign in
© serasera.org 1999 - 2026 - page load 0.0306