Tiako ianao satria rahalahiko (Tvbroadcasting)
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Mba saintsaino ange ianao tsy irery tononkira.serasera.org akory
‘Ty aho handray anao,ny tananao atolory.
Ho namanao,tia anao ka tsy hanary anao;
fa tia anao…(oh oh oh)
Izao no tsarovy rah toa ianao tomany
Hoe misy Havanao n’aiza n’aiza eran-tany
Jehovah izao no miaro ztronb anao sy Ray miahy anao;
sy tia anao…(oh oh oh)
Tsisy ataon’ny Ray diso anjara
Na dia hoe iray aza
Izay misy anao na dia sarotra aleha
Na any anaty ala ,nosy lavitra be
Ho hitanao fa hoavy ao ireo rahalahinao
hanampy anao…(oh oh oh)
Tsisy ataon’ny Ray diso anjara
Na dia hoe iray aza.
Fa ‘ty tontolo ity masiaka.
Tsisy hoe fiahiana tsy miantra antsika.
Soa ihany isika misy miahy.
Jehovah sy ireo rahalahy...(oh oh oh)
Izao hoy Kristy: ‘'nareo mifankatiava'
Dia isika eran-tany mifankatia lalandava.
Tsy irery ianao; 'zaho tia anao; 'zaho koa namanao.
Fa tiako ianao…(oh oh oh)
JWBroadcasting August 2018
imhku mdefnnh
‘Ty aho handray anao,ny tananao atolory.
Ho namanao,tia anao ka tsy hanary anao;
fa tia anao…(oh oh oh)
Izao no tsarovy rah toa ianao tomany
Hoe misy Havanao n’aiza n’aiza eran-tany
Jehovah izao no miaro ztronb anao sy Ray miahy anao;
sy tia anao…(oh oh oh)
Tsisy ataon’ny Ray diso anjara
Na dia hoe iray aza
Izay misy anao na dia sarotra aleha
Na any anaty ala ,nosy lavitra be
Ho hitanao fa hoavy ao ireo rahalahinao
hanampy anao…(oh oh oh)
Tsisy ataon’ny Ray diso anjara
Na dia hoe iray aza.
Fa ‘ty tontolo ity masiaka.
Tsisy hoe fiahiana tsy miantra antsika.
Soa ihany isika misy miahy.
Jehovah sy ireo rahalahy...(oh oh oh)
Izao hoy Kristy: ‘'nareo mifankatiava'
Dia isika eran-tany mifankatia lalandava.
Tsy irery ianao; 'zaho tia anao; 'zaho koa namanao.
Fa tiako ianao…(oh oh oh)
JWBroadcasting August 2018
imhku mdefnnh
--------
Link:
Add a comment
Please sign inAbout this song
Artist : TvbroadcastingHits : 1562
Likes : 1 Like
Created by : raniNi1
Date : 15/05/2019 11:51
