Ny mamy tsy mba ho lany (Tvbroadcasting)
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Raha hoe tsisy namana aho hoatr’izay,dia angamba efa tsy hay.
‘Zao kosa aho te ho ando hampahery
Ho an’ny hafa indray… (aannnn)
Raha toa aho ‘zao lasa tia tena dia ho ketraka ny fo (ououououou)
Fa aaa…Raha toa aho mahafoy tena
fifaliana maro loko;Fa tsy toloko.(ououoko)
Raha aa..raha mbola haiko dia tiako atao
Raha mbola an’ahy dia tiako ho anao
F’izay no tsara indrindra ami’zao.
Ka aa..mandrakizay tsy izao ihany
Ny fiaina ankoatr’izany: Ny mamy tsy ho mba lany.
Raha mbola misy hery hanao soa
Ny tanako an’kiroa.
Tsy hijanona aho fa handrandrana tady
mampifandray ny fo.
(An an an)raha toa aho zao lasa tia tena
dia ho ketraka ny fo(ouououou)
Fa aaaaa….raha toa aho mahafoy tena
Fifaliana maro loko fa tsy toloko…
Raha aa..raha mbola haiko dia tiako atao
Raha mbola an’ahy dia tiako anao
F’izay no tsara indrindra ami’zao.
Ka aa..mandrakizay tsy izao ihany.
Ny fiaina ankoatr’izany: ny mamy tsy ho lany.
‘zaho tsy mba hiala,’zaho tsy hanahy.
Ny fiainako izao no mahasambatr’ahy(sambatr’ahy)
Tsisy ahiahy… (oh oh oh oh)
Ka aaa…’zao no ataoko fomba fiaina:
Raha misy tsara dia zaraina
Faly ny fo,tony ny saina
Ka aa..mandrakizay tsy izao ihany
‘ndao dia ho hitanao;ny mamy tsy mba ho lany…..
ny mamy tsy mba ho lany….
ny mamy tsy mba ho lany.
JWBroadcasting October2014
--------
Link:
Add a comment
Please sign inAbout this song
Artist : TvbroadcastingHits : 962
Likes : 1 Like
Created by : raniNi1
Date : 18/09/2019 17:51