Ampidiro aloha ny tenimiafina
Matoky Anao aho (Tvbroadcasting)
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Latsapaka ao anaty ifyo foko.
Manampy ahy tsy hitoloko.
Ny teninao no mampitraka
raha sendra mba misento.
Tsy hamoy fo aho tsy hiady saina.
Efa Ianao no hantenaina.
Toa reko ianao ‘lay mampahatsiahy dia miteny ahy hoe:
“ Eto aho ,hanampy anao ,matokia,dia tohizo ilay dia…”
Na maloka aza izay hita. N’inona hitranga izaho hahavita
hiaritra hatrany, tsy wbtrsip ho resy fa matoky Anao.
Manirery aho mitsiriritra. tyvnrup
Malahelo mipitrapitra.
Soa ihany aho manana anao.
Tsy hanary an’ahy.
Nefa ampio tsy hisalasala
Mba tsy hivadika ,tsy hiala
Ka hisaintsaina hatrany izay lazainao hoe:
“Eto aho tsy handao anao. Matokia dia tohizo ilay dia
tononkira.serasera.org Tadidio mandalo ihany izao.Kely sisa dia tontolo vaovao”.

hiaritra hatrany, tsy ho resy fa matoky Anao….. ( aanao)
“Eto aho tsy handao anao.( tsy handao anao)
Matokia dia tohizo ilay dia.
Tadidio mandalo ihany izao.
Kely sisa dia tontolo vaovao”

hiaritra hatrany, tsy ho resy fa matoky Anao.
JWBroadcasting March 2018

--------
Link:
Add a comment
Please sign inAbout this song
Artist : TvbroadcastingHits : 1396
Likes : 1 Like
Created by : raniNi1
Date : 22/05/2019 08:39