Hiara-hihoby ny Olona Rehetra (Tvbroadcasting)

(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
1.Tomany ombieny ombieny,

Atopan’ny onjany eny.

Ny ady fdkpzw atao ihany, tsy hay iakkpspp ny hiafarany.

Mba te hiadana f’indrisy...

Tsy hita izay hombana,

Ny olana tsy azo ialana.

Vahaolana iray no homen’ny Ray:

Tontolo iray tena hisy!

(FIVERENANA)

’Zay eto an-tany

Ho iray ihany!

Dia amin’ny fo,

Hiray feo avokoa

Hihoby an’i Jehovah.

2.Tsy nofinofy izany,

Efa izay no fikasany.

Fa izy dieny izao dia hanampy anao,

Ny fiadanany hikoriana.

Ianao na mitaraina,

Ho tony, hilamin-tsaina;

Satria xvaozbg izy hamaha ’zay ahiahy,

Mandalo izay iadiana.

(FIVERENANA)

’Zay eto an-tany

Ho iray ihany!

Dia amin’ny fo,

Hiray feo avokoa

Hihoby an’i Jehovah.

(TETEZANA)

Hofoanan’i Kristy

’Zay nangeja hatrizay.

Ireo nodimandry ho tononkira.serasera.org velona indray,

Hiadana, hiara-paly,

Hanompo an’i Jehovah!

(FIVERENANA)

’Zay eto an-tany

Ho iray ihany!

Dia amin’ny fo,

Hiray feo avokoa.

’Zay eto an-tany

Ho iray ihany!

Dia amin’ny fo,

Hiray feo avokoa

Hihoby an’i Jehovah.

To ihany ny fikasany!

(Jolay 2023)

--------
Link:
Add a comment
Please sign in
© serasera.org 1999 - 2026 - page load 0.1197