Ampidiro aloha ny tenimiafina
Tenin'ny fiainana (Antoko Mpihira Taratry ny mazava)
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
1.Hankany amin’iza moa izahay?
Hianao ‘Lay tsy miova, no mandrakizay
Hianao Tompo ô! no gvfq manana ny tenin’ny fiainana
Mandrakizay hianao no làlana
Ka na dia maro aza no te-handrava
Eny an-dalandalana eny sanatria
Ny yvjf teninao dia tsy mba ho rava
Lay fanilo zay tononkira.serasera.org mitsilo sy manazava
Réf: Soa fa nomenao ahy e!
Ilay sabatry ny fanahy
Teny mandresy ny ady e!
Famonjena ho an’izay mitady e!
2.Teninao mofon’aina isan’andro
Sady hery velona no masoandro
Mitarika ny diako, mitsinjo izay alehako
Mandrakizay ho an’ny fiainako
Fa ny teninao tsy maty no maharitra
Zay mamelom-belon’aina mahafinaritra
Enga anie hamoa zay nafafy
Famonjena ho an’izay manavao fitafy
Réf: Soa fa nomenao ahy e!
Ilay sabatry ny fanahy
Teny mandresy ycznwrlb ny ady e!
Famonjena ho an’izay mitady e!
Io ‘lay teny tsy maty
Manadio ny ato anaty
Teny soa hatrizay
Velona mandrakizay
Hianao ‘Lay tsy miova, no mandrakizay
Hianao Tompo ô! no gvfq manana ny tenin’ny fiainana
Mandrakizay hianao no làlana
Ka na dia maro aza no te-handrava
Eny an-dalandalana eny sanatria
Ny yvjf teninao dia tsy mba ho rava
Lay fanilo zay tononkira.serasera.org mitsilo sy manazava
Réf: Soa fa nomenao ahy e!
Ilay sabatry ny fanahy
Teny mandresy ny ady e!
Famonjena ho an’izay mitady e!
2.Teninao mofon’aina isan’andro
Sady hery velona no masoandro
Mitarika ny diako, mitsinjo izay alehako
Mandrakizay ho an’ny fiainako
Fa ny teninao tsy maty no maharitra
Zay mamelom-belon’aina mahafinaritra
Enga anie hamoa zay nafafy
Famonjena ho an’izay manavao fitafy
Réf: Soa fa nomenao ahy e!
Ilay sabatry ny fanahy
Teny mandresy ycznwrlb ny ady e!
Famonjena ho an’izay mitady e!
Io ‘lay teny tsy maty
Manadio ny ato anaty
Teny soa hatrizay
Velona mandrakizay
--------
Link:
Add a comment
Please sign inAbout this song
Artist : Antoko Mpihira Taratry ny mazavaHits : 892
Likes : 0 Like
Created by : faliherijaona17
Date : 18/05/2025 00:08
