VAVAKA (STK FJKM Ambatomena Antananarivo)
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Henoy re ry Tompo ô
Izato fitarainako
(He) tany mangetana mahalao
No iainako ety cltdwvp izao (Jeso)
Ho any amin'iza moa zahay
(Fa) toa tapin-dalan-kaleha
Nefa matoky Anao zahay
Kristy Mpamonjy ô ! jereo
Atopatopan'ny pktfrm onjabe
'Ty sambokelinay ity
(Ka)nefa tononkira.serasera.org matoky ny herinao
Mitantana anay ety (Jeso)
Raha toa ka mila jqfr ho potraka
(Satria) resin'ny fakam-panahy
Aza mandao ny mpanomponao
Kristy Mpamonjy ô ! jereo
Ny holatry ny tananao
No famonjena ho anay
Nanaiky hitondra ny fahotako
Nanetry tena be Ianao Jeso
Nandao ny voninahiny
(Mba) hitondra ny famonjena
Hanafaka ny voafatotra
Kristy Mpamonjy ô ! jereo
Izato fitarainako
(He) tany mangetana mahalao
No iainako ety cltdwvp izao (Jeso)
Ho any amin'iza moa zahay
(Fa) toa tapin-dalan-kaleha
Nefa matoky Anao zahay
Kristy Mpamonjy ô ! jereo
Atopatopan'ny pktfrm onjabe
'Ty sambokelinay ity
(Ka)nefa tononkira.serasera.org matoky ny herinao
Mitantana anay ety (Jeso)
Raha toa ka mila jqfr ho potraka
(Satria) resin'ny fakam-panahy
Aza mandao ny mpanomponao
Kristy Mpamonjy ô ! jereo
Ny holatry ny tananao
No famonjena ho anay
Nanaiky hitondra ny fahotako
Nanetry tena be Ianao Jeso
Nandao ny voninahiny
(Mba) hitondra ny famonjena
Hanafaka ny voafatotra
Kristy Mpamonjy ô ! jereo
--------
Lien:
Ajouter un commentaire
Se connecter d'abordA propos
Artiste : STK FJKM Ambatomena AntananarivoVisites : 1153
Préférés : 0 J'aime
Ajouté par : Jockl
Date : 03/02/2020 19:14
