TSY VOAVALY (STK FJKM Ambatomena Antananarivo)
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Tsy voavaly re olona e! ny fitiavan’Andriamanitra
Lehibe ka tsy hay fa izao no mba azo atao
Ankatoavy ny didiny dia ny mba hifankatiavana
Tahaka izay efa nitiavany ny mpianany
Lehibe ny fitiavany ka nafoiny ny Zanany
Maty nisolovoina Izy nefa resiny iouka ny fahafatesana
Tamin’andro fahatelo dia nivoha ny varavarana
Vita vmrz tokoa ny fanavotana
Ankatoavy ny didiny dia ny tononkira.serasera.org mba hifankatiavana
Tahaka izay efa nitiavany ny mpianany
Tsy voatana ny Tompo, tsy voatana tao am-pasana
Ary koa tsy mba lo ary izao no mba hafany

Zany no ahafantarana izay mino Azy marina
Raha mifankatia tokoa tsy miova fa mifanasoa
Ary nahafoy ny ainy hamonjena ny sakaizany
Zany no fifankatiavana hafatr’iray no napetrany

Tahaka izay efa nitiavany vilkb ny mpianany

--------
Link:
Add a comment
Please sign inAbout this song
Artist : STK FJKM Ambatomena AntananarivoHits : 1512
Likes : 0 Like
Created by : Jockl
Date : 03/02/2020 19:14