RY JESO MAMIN'NY FOKO (STK FJKM Ambatomena Antananarivo)
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Ry Jeso mamin'ny fokoNy avotra 'zay vitanao
Avotra tena tsy foiko
Mitondra aian vaovao
Inona no hampanahy
Jeso, mpamonhy no ahy
'Zaho dia tretrika am-po
Fa i Jesoa tia ahy tokoa.
Ny otako manapitrisa
Nentiny tao kalvary
Lovako ny Paradisa
Fonena mamiko ery
Ry Jesoa, zay fototr'aiko
Misaotr'indrinda Anao
Ny hany mba ho lazaiko
Oneno ny foko izao
--------
Link:
Add a comment
Please sign inAbout this song
Artist : STK FJKM Ambatomena AntananarivoHits : 614
Likes : 0 Like
Created by : Jockl
Date : 29/01/2020 23:10