RAHA TOA SITRAKAO (STK FJKM Ambatomena Antananarivo)
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Raha toa sitrakao ry Tompo Tsitoha
Ho toa aminay zao faniriko izao
Ny hasoavanao, ny fitiavanao
Honina aminay raha toa ka sitrakao
N’aiza aleha n’inona atao
Ny hasoavanao sy ny fitiavanao
Hitarika (tokoa) izany dia
Ekeo re ry Tompop raha toa ka sitrakao
Raha tononkira.serasera.org toa ka sitrakao ry Tompo Tsitoha
Ny Anaranao no antsoiko hamonjy ahy
Fa hery vqameof tokoa mambabo ny fo
Ny Anaranaory Tompo raha toa ka sitrakao
N’aiza aleha n’inona atao
Ny hasoavanao sy ny fitiavanao
Hitarika (tokoa) izany dosen dia
Ekeo re ry begi Tompop raha toa ka sitrakao
Raha toa sitrakao ry Tompo Tsitoha
Ô mba raisonao zao faniriko izao
Hanompo hanao izay tendrinao
Na tsy mendrika aza Tompo raha sitrakao
N’aiza aleha n’inona atao
Ny hasoavanao sy ny fitiavanao
Hitarika (tokoa) izany dia
Ekeo re ry Tompop raha toa ka sitrakao
Ho toa aminay zao faniriko izao
Ny hasoavanao, ny fitiavanao
Honina aminay raha toa ka sitrakao
N’aiza aleha n’inona atao
Ny hasoavanao sy ny fitiavanao
Hitarika (tokoa) izany dia
Ekeo re ry Tompop raha toa ka sitrakao
Raha tononkira.serasera.org toa ka sitrakao ry Tompo Tsitoha
Ny Anaranao no antsoiko hamonjy ahy
Fa hery vqameof tokoa mambabo ny fo
Ny Anaranaory Tompo raha toa ka sitrakao
N’aiza aleha n’inona atao
Ny hasoavanao sy ny fitiavanao
Hitarika (tokoa) izany dosen dia
Ekeo re ry begi Tompop raha toa ka sitrakao
Raha toa sitrakao ry Tompo Tsitoha
Ô mba raisonao zao faniriko izao
Hanompo hanao izay tendrinao
Na tsy mendrika aza Tompo raha sitrakao
N’aiza aleha n’inona atao
Ny hasoavanao sy ny fitiavanao
Hitarika (tokoa) izany dia
Ekeo re ry Tompop raha toa ka sitrakao
--------
Link:
Add a comment
Please sign inAbout this song
Artist : STK FJKM Ambatomena AntananarivoHits : 1375
Likes : 0 Like
Created by : Jockl
Date : 29/01/2020 23:10
