NOELIN'AINA (STK FJKM Ambatomena Antananarivo)
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Noelin'aina, aina vaovaoHo famonjena izao tontolo izao
Teraka indray re ilay Mesia
(Ilay Mesia)
Faly sy ravoravo Haleloia
Haleloia (x3)
Ka asandrato ny fihobiana
Hanakoako, hanakoako
Hatrany an-danitra any
Hirao ny antema mahafinaritra
Haleloia (x5)
Ho an'ilay Mpanavotra anao
Haleloia ampio Hosana
Haleloia (x3)
Jereo ny fitiavan'i Jesoa
Famonjena tsy manam-paharoa
Derao ny Tompo
Derao re ny Tompo
Derao, derao fa be voninahitra
(Tia anao)
Lay mpanjaka tia anao
Tonga mba hamonjy anao
Atolory Azy izao
Ny haja masina sy soa
(Derao 'lay Mesia)
'Lay mesia mpamonjy
Haleloia ampio Hosana
Haleloia (x3)
Noelin'aina, aina vaovao
Ho famonjena izao tontolo izao
--------
Link:
Add a comment
Please sign inAbout this song
Artist : STK FJKM Ambatomena AntananarivoHits : 560
Likes : 0 Like
Created by : Jockl
Date : 01/02/2020 08:41