IZAY MANAN-TSOFINA AOKA HANDRE (STK FJKM Ambatomena Antananarivo)
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Raha ny sofina no tsy handre satria miavina tapenanaKa manimba zava-dehibe ka manjary hanenenana
Fa mba satrin’ny marenina ny aheno feo samy hafa
Tsy sitrany hamerimberenana hikia hanao mitafa
Koa asakasasakao zay manana sofina izay afaka handre
Tsy hahalala izay fananana ny niharenina ary ve
Fa nomena anao ny tsara andraisanao izay lazaina
Tombony (x2) no sady zara (zara)
Tandrovy aoka ho lalaina
Fahiny mantsy nisy feo niantso mafy tany an’efitra
Feo manjary mankaleo ho an’ireo tsy tia mandefitra
Feo tsy azo nosakanana milaza asa fiomanana
Miantso hanamboatra lalana, lalana ho an’ny fiadanana
Ny mikitaona ho totofana, ahetriko ny tendrombohitra
Ny lavadavaka rakofana sorohina izay mivohitra
Dia atao mahitsy izany ka ho lalam-baovao
Ho an’ilay (x2) mpanjaka tamy (x2)
Avy ao aoriana ao
--------
Link:
Add a comment
Please sign inAbout this song
Artist : STK FJKM Ambatomena AntananarivoHits : 560
Likes : 0 Like
Created by : Jockl
Date : 28/01/2020 19:17