INTY AHO, IRAHO AHO (STK FJKM Ambatomena Antananarivo)
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Ny fiainako rehetra ry Jesosy TompoAtolotro hiasa sy hanompo Anao
Hitory sy hanambara
Hampiely ny filazantsara
Ho vavolombelona hatrany ampara
Satria 'Lay Jesosy dia efa niteny
Indro izao
Homba anareo hombieny hombieny
Koa inty aho
Inty aho Jesoa, ka iraho
Iraho aho Jesoa, mba hitory
Ny teny rehetra omenao ahy Jesoa
Inty aho Jesoa, ka iraho
Iraho aho Jesoa
Ho vavolombelona mandrakizay
Endrey ny hafaliako ry Jesosy Tompo
Fa mbola vaoafidy hiasa sy hanompo Anao
Na dia mpanota malemy
Tsy mba navelanao ho irery
Fa mbola navotanao mba tsy ho very
Satria 'Lay Jesosy dia efa niteny
Indro izao
Homba anareo hombieny hombieny
Koa inty aho
Inty aho Jesoa, ka iraho
Iraho aho Jesoa, mba hitory
Ny teny rehetra omenao ahy Jesoa
Inty aho Jesoa, ka iraho
Iraho aho Jesoa
Ho vavolombelona mandrakizay
--------
Link:
Add a comment
Please sign inAbout this song
Artist : STK FJKM Ambatomena AntananarivoHits : 565
Likes : 0 Like
Created by : Jockl
Date : 28/01/2020 19:17