ILAY KRISTY (STK FJKM Ambatomena Antananarivo)
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Dia mazava be ny zsjkfpts lanitra tao Betlehema
Ndreo anjely tena maro be sy sesehena
Voninahitra ho an’Andriamanitra Avo
Fiadanana ho an’ny olona efa lavo
Fa tonga Ilay Mesia, Ilay Kristy Jesoa be fitia
Dia niainga ireo mpiandry ondry tao an-tsaha
Tsy nangataka andro fa dia lasana nizaha
Ho afaka tokoa ny ahiahy nampanahy
Faly re ny fo sy ny fanahy, he aanbci ravo ny fanahy
Fa tonga Ilay Mesia, Ilay Kristy Jesoa be fitia
Dia nizotra koa ‘reo magy telo olon-kendry
Mba hahita maso marina ilay Voatendry
He, natolony Azy re ny hasina sy laza
Foiny mmthytvc an-tsitrapo ireo fananany mba ho haja
Fa tonga Ilay Mesia, Ilay Kristy Jesoa be fitia
Asandrato re ankehitrio ny hira soa
Mba hanakoako eran-tany mafy koa
Voninahitra ho an’Andriamanitra Avo
Fanavotana e, ho an’ny efa lavo
Fa tonga Ilay Mesia, Ilay Kristy tononkira.serasera.org Jesoa be fitia

--------
Link:
Add a comment
Please sign inAbout this song
Artist : STK FJKM Ambatomena AntananarivoHits : 843
Likes : 0 Like
Created by : Jockl
Date : 28/01/2020 19:17