HANANDRATRA ANAO AHO (STK FJKM Ambatomena Antananarivo)

(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Hanandratra Anao aho
Hanandratra Anao aho
Ry Andriamanitro Mpanjaka ô
Sy hankalaza ny Anaranao
Ny Anaranao mandrakizay doria
Hankalaza Anao
Isan’andro aho
Sy hidera ny Anaranao (Anaranao)
Mandrakizay (mandrakizay)
Doria doria (doria doria)


Hanandratra Anao aho
Hanandratra Anao aho
Ry Andriamanitro Mpanjaka ô
Sy hankalaza ny Anaranao
Ny Anaranao mandrakizay doria
Hankalaza Anao
Isan’andro aho
Sy hidera ny Anaranao (Anaranao)
Mandrakizay (mandrakizay)
Doria doria (doria doria)

Lehibe Jehovah
Ka tokony hoderaina indrindra
Deraina indrindra
Ary tsy takatry ny saina
Ny fahalebiazany
Ny taranaka rehetra
Samy hidera ny asanao
Samy hidera ny asanao
Amin’izay mandimby azy
Sy hanambara ny asanao lehibe

Lehibe Jehovah
Ka tokony hoderaina indrindra
Deraina indrindra
Ary tsy takatry ny saina
Ny fahalebiazany
Ny taranaka rehetra
Samy hidera ny asanao
Samy hidera ny asanao
Amin’izay mandimby azy
Sy hanambara ny asanao lehibe
--------
Link:
Add a comment
Please sign in
About this song
Artist : STK FJKM Ambatomena Antananarivo
Hits : 949
Likes : 0 Like
Created by : Jockl
Date : 28/01/2020 19:20
Audio

Audio not found

Add one
Tablature

Tablature not found

Add one
© serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.0783