EKEKO NY HERIN'NY TENY (STK FJKM Ambatomena Antananarivo)
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Endrey mahagaga sy mahatalanjona ny asanao re ry Mpahary
Vaka ny saina ka mitolagaga anivon’ny zava-boahary
Baliaka ny volana, tsiky ny andro, pariaka ny kintan'ireny
Misia hoy Ianao, dia nisy, ary ireny, ekeko ny herin’ny teny.
Fa ny ranomasina, rina sy ony, maria nefa koa mety tony
Ny lemaka, vohitra, sy ny havoana, lonaka sy kieo tany foana
Ny vorona sy voninkazo, ny ahitra, vato ary hazo
Ny biby fiompy rehetra, mikisaka tsy misy fetra
Ny olona kosa manjaka amin’ireny, ekeko idrfmus ny herin’ny teny.
Ny fiainana an-tany manaraka izany toa mivadibadika ihany
Vaka ny saina ka te haminany, mba inona no anton’izany
Fa mamy ny hehy, tononkira.serasera.org mangidy ny ratra, mifangaroharo eny ombieny
Mihelina anefa, mandalo izy ireny, ekeko uzhb ny herin’ny teny.

Ny lemaka, vohitra, sy ny havoana, lonaka sy tany foana

Ny olona kosa manjaka amin’ireny, ekeko ny herin’ny teny.

--------
Link:
Add a comment
Please sign inAbout this song
Artist : STK FJKM Ambatomena AntananarivoHits : 1319
Likes : 0 Like
Created by : Jockl
Date : 28/01/2020 19:20