AKAIKINAO ANDRIAMANITRA O ! (STK FJKM Ambatomena Antananarivo)
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Akaikinao Andriamanitra o ! No lavitry ny horohoro
No lavitry ny horohoro
Miravo tsy mba manana adim-po
Na lanitra aza no hikoro
Eo anilanao ry Jeso Tompo
Ny fo mitady fierena (x2)
Na misafoaka aza ny manjo
Tsy azon-doza akaikena
Fanahy Masina ô (3e voix), honony re
Ny fo ‘zay valaka (3e voix), valaka sy hana
Tantano ho tafita (3e voix), ho tafita re
Na torak’aza i Joridana (3e voix)
Ny torimaso (x2) farany izay handaozanay ny fahoriana (2e)
No vavahady izay hidiranay
No vavahady (1-2e voix) no vavahady izay hidiranay
Handraisanay ny fifaliana (x2)

Handraisanay ny fifaliana
--------
Link:
Add a comment
Please sign inAbout this song
Artist : STK FJKM Ambatomena AntananarivoHits : 816
Likes : 0 Like
Created by : Jockl
Date : 28/01/2020 19:20