Izaho dia hijoro (SLK Miantsa ATV)
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Na mafy na mora dia tsy maninona
F'izaho tsy matahotra n'inona n'inona
Izaho dia hijoro tononkira.serasera.org fa ttxpl tsy matahotra
Jeso no atokisako fa mpanavotra
Ianao Tompo tsara ô no ato anatiko
Ny miaina eo anilanao tena lasa satriko
Ianao re no tompoko mety amiko
Ny hafa akoatra anao dia ho laviko
1-Ianao no anakinako ny fiainako
Tsy misy hafa tsy ianao no hitarainako
Na misy fankam-panahy izay misarika
Ho laviko fa izaho tsy mivadika
2- Ianao no mitarika sy mitantana
Na midina na koa miaka-piakarana
Na miolaka na mahitsy jkyuj no halehako
Ianao tokiko sy ho reharehako
Ianao Tompo tsara no tena lafatra
Ny foko izay babonao tena sambatra
Tsilovy sy hazavao re ny lalako
Miangavy tantano unvkjzts aho ity ny tanako
Mpanoratra: Gabriel
Randriamaromahefarison
==Slk Miantsa ATV==
F'izaho tsy matahotra n'inona n'inona
Izaho dia hijoro tononkira.serasera.org fa ttxpl tsy matahotra
Jeso no atokisako fa mpanavotra
Ianao Tompo tsara ô no ato anatiko
Ny miaina eo anilanao tena lasa satriko
Ianao re no tompoko mety amiko
Ny hafa akoatra anao dia ho laviko
1-Ianao no anakinako ny fiainako
Tsy misy hafa tsy ianao no hitarainako
Na misy fankam-panahy izay misarika
Ho laviko fa izaho tsy mivadika
2- Ianao no mitarika sy mitantana
Na midina na koa miaka-piakarana
Na miolaka na mahitsy jkyuj no halehako
Ianao tokiko sy ho reharehako
Ianao Tompo tsara no tena lafatra
Ny foko izay babonao tena sambatra
Tsilovy sy hazavao re ny lalako
Miangavy tantano unvkjzts aho ity ny tanako
Mpanoratra: Gabriel
Randriamaromahefarison
==Slk Miantsa ATV==
--------
Link:
Add a comment
Please sign inAbout this song
Artist : SLK Miantsa ATVHits : 416
Likes : 1 Like
Created by : LalainaRakoto
Date : 30/03/2026 18:28
