Tsy mahefa (SLK Ambohidroa)
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
1) Raha ho avy ny vzfbbyi fotoana
Handaozana ny tany
Dia azonao antoka
Ny famonjena
2) Ho anao no hitoriako, ny asan’I Kristy
Meteza ianao handre, ny feony
Izay miantso anao, miangavy, mitalaho
Mba handeha hanaraka hrhm azy
FIV: tononkira.serasera.org Tsy mahefa, na inona itfu na inona
Raha tsy eo ny Mpanefa
Dia Jesoa Kristy
Handaozana ny tany
Dia azonao antoka
Ny famonjena
2) Ho anao no hitoriako, ny asan’I Kristy
Meteza ianao handre, ny feony
Izay miantso anao, miangavy, mitalaho
Mba handeha hanaraka hrhm azy
FIV: tononkira.serasera.org Tsy mahefa, na inona itfu na inona
Raha tsy eo ny Mpanefa
Dia Jesoa Kristy
--------
Rohy:
Hametraka hevitra
Midira alohaMomba ny hira
Mpihira : SLK AmbohidroaVangy : 824
Mpankafy : 0 Ankafizo
Nampiditra : mendrikaanja
Daty : 04/04/2022 12:18
