Ampidiro aloha ny tenimiafina
Mamiko (SLK Ambohidroa)
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
FIVMamiko ny teninao Jesoa
Ka tiako ho tahanako
Tsy avelako fa hiraiko hatrany
‘reo teny soa mamelona fo
1) Ny fo ravoravo no indro midera
Satria nahazo hery nohon’ny teninao
2) Koa tafio ny hery ireto mpitory
Hahay anambara ny teninao
--------
Link:
Add a comment
Please sign inAbout this song
Artist : SLK AmbohidroaHits : 501
Likes : 0 Like
Created by : mendrikaanja
Date : 04/04/2022 18:56
