Arahaba (SLK Ambohidroa)
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
FIV: Arahaba dia arahabaRy havanay, ry havanay rehetra e!
Ianareo, ianareo tonga aty
Amin’izao andro anio izao
1) Fo feno fitiavana Ray e! e!e!
Sy fanajàna anie ho aho e! e!
No atolotray anao e
Kristy Mpamonjy
2) Ty volafotsy anie ho aho e!e!
Na volamena anie ho aho e
No atolotray anao e! e!
Kristy Mpamonjy
--------
Link:
About this song
Artist : SLK AmbohidroaHits : 516
Likes : 0 Like
Created by : mendrikaanja
Date : 04/04/2022 12:17