ATAOKO AHOANA (Rantsana Fanantenana Bemasoandro Itaosy)

(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
1) Ray ô, ity firenena ity
Ankiniko Aminao satria
Variana sady sondriana ery
'reo olona eo aminy
Sitrano ny taniny
Jereo avbbpv tononkira.serasera.org fa efa ho potraka
Ampio tsy ho trotraka
Ny taranany

REF:
Ataoko ahoana no fijery
Na koa hiafina hiery
Ka tsy mba handray anjara
Ho an'i GASIKARA

Inty aho Ray ô
iraho aho izao
Hanao ny asanao
Omeo hery vao

2) Ireo tanora zpvowdbm miliba
Amin'ny zava-manimba
Mitady fahasambarana
Kanefa manganana
Mandany fananana
Ny toaka sy ny rongony
Tsy lazaina intsony
Simba mxmh ny fony


A/C: Ny Aingafito
By Sandy RANDRIANAIVO

--------
Link:
Comments
Sandosantos ( 22/05/2023 12:25)
SVM RF Bemasoandro Itaosy
Add a comment
Please sign in
About this song
Artist : Rantsana Fanantenana Bemasoandro Itaosy
Hits : 716
Likes : 1 Like
Created by : Sandosantos
Date : 22/05/2023 12:23
Audio

Audio not found

Add one
Tablature

Tablature not found

Add one
© serasera.org 1999 - 2026 - page load 0.0318