Fiainana mandrakizay (Ndriana Ramamonjy)
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
1- tononkira.serasera.org Na manjombona ny andro androany
Fantatro fa any ambadika any
Misy ilay masoandro izay tsy xzscxmy mba mamitaka
Andraoka ny aizina sy ahiahy
Hitondra hafanana sy zqambg hazavana
Hanoro ahy izay lalana ombana
Na hilentika aza io
Inoako fa mbola hiposaka io masoandro io
FIV: Raha mbola eto an-tany dia tsy maintsy hisento aho
Tsaroko anefa ilay masoandroko ao
Hitondra hafanana omthkci sy hazavana
Hanoro ahy zay làlana ombana
Na hilentika aza io
Inoako fa mbola hiposaka io masoandro io
2- Na manjombona ny andro androany
Fantatro fa indray andro any
Tsy masoandro intsony no ho fanazavana ho ahy
Fa Ilay voninahitry ny Ray
Tsy hilentika intsony izy izay
Fa haharitra mandrakizay
Ka ny hafanana sy hazavana izay hatolony ahy
Dia FIAINANA MANDRAKIZAY

--------
Link:
Add a comment
Please sign inAbout this song
Artist : Ndriana RamamonjyHits : 8997
Likes : 0 Like
Created by : hery
Date : 13/07/2021 18:38