Saino (Mikalo Fiderana)
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Oh ya ye ( 4x )
Izaho manambara aminao havako oh
Fa mandalo izao fiainana izao e
K'aza variana manjeny andro lava
Sao ho tara eo Ianao k'itomany e
Mbola tsy tara raha izao no mibebaka
Ndana miverina mody e
F'ilay Andriamanitra Ray ao ambony
Izy irery no Tompo mpamonjy e
Ref
Oh ya ye,
Araraoty ny andro havelomana e
Oh ya ye,
dien'izao dia mahaiza ianao miomana a
Oh ya ye,
Araraoty fa mbola tsy tara e
Oh ya ye,
Saino tsara izay hiafarana a
2
Izaho manambara aminao havako tononkira.serasera.org
Fa ny tjow tanjona tokana ihany e
Dia ny handova Ilay paradisa
Ny sisa manaraka eny ihany e
Koa andeha izato izy Ary
Herezo ny dia mandrosoa
K'aza mihemotra intsony
Fa izay maharitra hatramin'ny farany ihany pwrj no tena voavonjy zcowrvpn e
Izaho manambara aminao havako oh
Fa mandalo izao fiainana izao e
K'aza variana manjeny andro lava
Sao ho tara eo Ianao k'itomany e
Mbola tsy tara raha izao no mibebaka
Ndana miverina mody e
F'ilay Andriamanitra Ray ao ambony
Izy irery no Tompo mpamonjy e
Ref
Oh ya ye,
Araraoty ny andro havelomana e
Oh ya ye,
dien'izao dia mahaiza ianao miomana a
Oh ya ye,
Araraoty fa mbola tsy tara e
Oh ya ye,
Saino tsara izay hiafarana a
2
Izaho manambara aminao havako tononkira.serasera.org
Fa ny tjow tanjona tokana ihany e
Dia ny handova Ilay paradisa
Ny sisa manaraka eny ihany e
Koa andeha izato izy Ary
Herezo ny dia mandrosoa
K'aza mihemotra intsony
Fa izay maharitra hatramin'ny farany ihany pwrj no tena voavonjy zcowrvpn e
--------
Rohy:
Hametraka hevitra
Midira alohaMomba ny hira
Mpihira : Mikalo FideranaVangy : 378
Mpankafy : 1 Ankafizo
Nampiditra : FanomezantsuLcv
Daty : 25/04/2025 20:46
