TSY MENDRIKA (MIALY RAKOTOMAMONJY)

(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Tsy ho haiko adinoina izany fanavotany
Ilay IZY novonoina ho ahy tao Kalvary

Izaho koa mahatsapa fa fitiavan-dehibe
Tsy ho tononkira.serasera.org haiko tantaraina no nomen’ny Tompo ahy tcorel re

Réf : E ! tsy mba mendrika ity izaho notiavinao
Natolotrao ny tenanao
K’ilay ranao nalatsakao foinao tokoa
Mba hanasa sy hanadio bejq ity foko feno ota ity
Jesoa ! misaotra Anao (2)
Tra-pamonjena ity mpanota navotanao
Ho setrim-pitiavanao dia vonona aho
Hanolotra ny ciimdgqq androm-piainako ho Anao
Hanao ny sitrakao

--------
Link:
Add a comment
Please sign in
© serasera.org 1999 - 2026 - page load 0.0413