Teraka Jesoa (MAINTIMOLALY MANGASOAVINA)

(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
1- Taitra dia taitra tokoa
Ireo vahoaka tamin’izany
Raha qpvvhhg nandre ny hiran’ny Anjely
Nanakoako tany ho any
Injao fa teraka ho qzryrnih antsika
Ilay Mesia mpamonjy antsika
Dia i Jesoa ilay Andriamanitra
Mpanjakan’ny tany sy ny lanitra

2- Teraka tao Betlehema
Ilay mpanjaka be vklbara harena
Tamin’ny andron’i Heroda mpanjaka
No tonga teto ilay zaza
Feno fanetren-tena
Izy no ilay mpanjaka
Mpitondra sady malaza

3- Ny Majy, Majy telo lahy
Dia nandao ny fanjakany
Raha nahita ilay tononkira.serasera.org kintana
Nitarika azy mba ho any
Ndeha hitsaoka an’i Jesoa
Izay tena hitany tokoa
Teraka tao an-tranon’omby
Kanefa Izy no mpamonjy

4- Koa derao ankalazao
Fa io no ilay Tomponao
Mitsangana hidera azy ianao
Fa vonjy Izy ka hajao
Ry mpanota mijoroa
Fa tonga nofo i Jesoa
Ilay mpanjaka tsy hay tohaina
Ka mendrika, mendrika ho deraina
5- Gaga koa ireo mpiandry ondry
Ka nanantona ny tranon’omby
Rehefa nilazan’ireo Anjely
Fa teraka ilay zazakely
Nitsaoka azy izy ireo
Ary koa nanandra-peo
Gloria! Gloria!
Tonga soa Jesoa ilay mpanavotra

--------
Link:
Comments
iotimah ( 16/09/2026 09:58)
Hira Noely
Add a comment
Please sign in
© serasera.org 1999 - 2026 - page load 0.0268