Mifona aho Tompo ô (MAINTIMOLALY MANGASOAVINA)

(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
1- Mifona aho Tompo ô – Tompo ô!
Mba henoy ny fitarainako Aminao
Be tokoa ny hadisoako
Mifona aho, mifona aho tononkira.serasera.org Tompo ô!

Eny, eny nanota ity nofo
Ity nofo malemy
Ka vonjeo omeo famelana
Mifona aho, mifona aho Tompo ô!

2- enki Mifona aho Tompo ô, Tompo ô!
Ka velomy ny fitiavako Anao
Be tokoa ny hadisoko
Mifona aho, mifona aho Tompo ô!

Eny, eny nania ity vatana
Ity vatana ho tany
Ka votsory omeo ny tandrify
Mifona aho, mifona aho Tompo ô!

3- Mifona aho Tompo ô, Tompo ô!
Mba sitrano ny fanahiko ho Anao
Be xlbwn tokoa ny hadisoako
Mifona aho, mifona aho Tompo ô!

Eny, eny mifona ity fanahy
Ity fanahy mijaly
Be tokoa ny hadisoako
Mifona dmhz aho, mifona aho Tompo ô!

--------
Rohy:
Hevitra
iotimah ( 16/09/2026 10:04)
Hira fifonana
Hametraka hevitra
Midira aloha
Momba ny hira
Mpihira : MAINTIMOLALY MANGASOAVINA
Vangy : 124
Mpankafy : 0 Ankafizo
Nampiditra : iotimah
Daty : 16/09/2026 10:04
Hihaino

Mbola tsy nisy nampiditra hira

Hampiditra
Tondrom-peo

Mbola tsisy nampiditra tondrom-peo

Hampiditra
© serasera.org 1999 - 2026 - page load 0.8552