Agnay dia misaotsa Anao (MAINTIMOLALY MANGASOAVINA)

(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Agnay (4x)
Agnay anie ra-Jeso
Agnay dia misaotsa Anao
Fa lehe tsa nisy Anao agnay
Agnay tsa ho toy izao a!

Koa misaotsa anao ry Tompo
Tompo Andriamagnitsay
Fa ny fitiavanao anie
Na nahatoy izao anay

Agnay dia misaotsa Anao
Fa soa so any nataonao
Ny ainao ‘zao ry Tompo
Ro nafoanao jepizqk ho anay

Fa maty tokoa agnao ra-Jeso
Ho tolotsa ho anay
Ny fahotanay sxrgol anie
Ro nahatonga tkrarwm izay

Fitiavan-dehibe tokoa
Tsa ho voavalinay
Fa fo feno saotsa ho Anao
Ro atolotsay a

Koa misaotsa re ry Tompo
Misaotsa Anao agnay
Hiezaka agnay
Hanao ny sitrakao

Ano tainaoy soa (2)
Ra-Jeso ro Tompontsika
Ro nanolotsa ny ainy
Noho ny otantsika
Ro nahatonga izany
Koa mahaiza ary tononkira.serasera.org mankasitraka
Ô isika ray vahoaka
Fa isika ro toy izao ange
Dia ny Tompo ny Tompo ihany

Agnay e…

--------
Link:
Comments
iotimah ( 16/09/2026 09:03)
Misaotra Anao lalandava izahay Andriamanitra
Add a comment
Please sign in
© serasera.org 1999 - 2026 - page load 0.0373