Vonona hatrany (Hagay Groupe)
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
nljrf
VONONA HATRANY
Vonona hatrany ny hanao ny asanao ry Ray Tsitoha
Na inona iseho,na inona itranga,mety kesers hanjo
Hijoro hatrany satria ianao no Kapiteny
Tsy maitsy tafita rehefa IANAO,IANAO no miteny
Miasa fqoupfp Ianao ka tsy isy ahasakana
Fa raha herin'olombelona ihany mety ho lasana
Fa izay rehetra avy Aminao dia mitoetra
Tsy mba hiala mihitsy ary koa,
Ary koa tononkira.serasera.org tsy handao
RAY o,Ianao no mamatsy
Ianao no manome,
Ka ilay talenta anatinay e e
Entinay hanomezana ny voninahitra Anao
Ny dera sy laza,atolotray izao
RAY o,Ianao no mamatsy
Ianao no manome
Ka ilay talenta anatinay e
Entinay hanomezana ny voninahitra Anao
Fa Ianao,Ianao no anton'izao

--------
Link:
Add a comment
Please sign inAbout this song
Artist : Hagay GroupeHits : 316
Likes : 0 Like
Created by : HERILANTO28
Date : 24/05/2025 10:54