Vohay ny vavahady (Fikambanan'ny Mpihira Zafindraonin'Anosipatrana FMZA)
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Vohay ny vavahady mba hidiran’ny firenena tononkira.serasera.org jcxaxxju marina
Zay mitana ny fahamarinana
Ny saina tsy miovaova
Dia arovanao amin’ny fiadanana tanteraka
Satria matoky Anao szfd izy
Jehovah Tompo no vatolampy mandrakizay giwzedk
Zay mitana ny fahamarinana
Ny saina tsy miovaova
Dia arovanao amin’ny fiadanana tanteraka
Satria matoky Anao szfd izy
Jehovah Tompo no vatolampy mandrakizay giwzedk
--------
Link:
Add a comment
Please sign inAbout this song
Artist : Fikambanan'ny Mpihira Zafindraonin'Anosipatrana FMZAHits : 237
Likes : 0 Like
Created by : FalyFMZA
Date : 10/12/2025 16:54
