Nahafoy ny aiko aho (Fikambanan'ny Mpihira Zafindraonin'Anosipatrana FMZA)

(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
1.Nahafoy tononkira.serasera.org ny aiko aho
Hanavotako anao
Ka nalatsako ny gxbj rako
Hisoloako anao
He ny aiko no nomeko
Ry mpanota very e!
Aiza izay afoinao re
Mba ho ahy Tomponao
2.Lapan-draiko ao ambony
Voninahi-dehibe
No nilaozako hamonjy
Sy hanafa-doza anao
Zay voafitak’i Satana
Sy nozoin-doza be
Aiza izay afoinao re
Mba ho ahy Tomponao
3.Soa be sy mahagaga
No atolotro anao
Famonjena tsy vidina
Famelana ny otanao
Fitiavan-tsy voafetra
Lova ao an-danitra ao
Aiza izay afoinao re
Mba ho ahy Tomponao

4.Indro Tompo fa whjvo omeko
Ho Anao ny tenako
Ka tsy misy izay tsy spkoue foiko
Izay rehetra tianao
Eso latsa tsy ahoako
Fa ny ho mpanomponao
No ho zavatra kendreko
Raiso re ny zanakao

--------
Lien:
Ajouter un commentaire
Se connecter d'abord
© serasera.org 1999 - 2026 - page load 0.0281