JESOA KRISTY TOMPO(Eb) (Feon'ny fiderana)

(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Jesoa Kristy Tompo miantso anao
Mihainoa ary mamalia ny tononkira.serasera.org feo
E!maro be ireo cncek asa izay miandry anao
Mihainoa ka mamalia ny feo


MIANTSO ANAO(miantso Jesoa)
Hanefa ny asa rehetra izay miandry anao
HENOY NY FEO(mandona ny ao anaty)
Hanefa ny rprhtgy asa izay miandry anao lxcqctwk

--------
Link:
Add a comment
Please sign in
About this song
Artist : Feon'ny fiderana
Hits : 676
Likes : 0 Like
Created by : Tiannie27
Date : 24/05/2023 18:59
Audio

Audio not found

Add one
Tablature

Tablature not found

Add one
© serasera.org 1999 - 2026 - page load 0.0488