ANDRO SAMBATRA (Re) (Feon'ny fiderana)
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Andro sambatra loatra
No nandraisako anao
Ho anao samirery
Izao fisaorako izao
Na any an-davaka aho
tononkira.serasera.org Manantena aho e
Fa Ianao no uapdapp Mpiaro
Izao fiainako izao
Ô!ry olom-boavonjy
Mitsanganà ianao
Fa i Jesoa Mpamonjy
No jglg nanavotra anao
Ary dera sy saotra
Ry Jesoa zoky Tia
Andro sambatra cfimqq loatra
Ity anio ity
No nandraisako anao
Ho anao samirery
Izao fisaorako izao
Na any an-davaka aho
tononkira.serasera.org Manantena aho e
Fa Ianao no uapdapp Mpiaro
Izao fiainako izao
Ô!ry olom-boavonjy
Mitsanganà ianao
Fa i Jesoa Mpamonjy
No jglg nanavotra anao
Ary dera sy saotra
Ry Jesoa zoky Tia
Andro sambatra cfimqq loatra
Ity anio ity
--------
Link:
Comments
hery
(
28/05/2023 10:08)
Hay nohirainareo ity hira ity?
https://www.youtube.com/watch?v=9ZFfe7h0gFI
https://www.youtube.com/watch?v=9ZFfe7h0gFI
Add a comment
Please sign inAbout this song
Artist : Feon'ny fideranaHits : 978
Likes : 0 Like
Created by : Tiannie27
Date : 27/05/2023 20:55
