Miorena mafy tsara ffpm295 (FEOMAFI)

(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
1.
Miorena mafy tsara
Amin'Ilay vatosoa
Mandrosoa, mifahara,
Mifikira mafy koa.
He! Ny Tompo manambara
Fa ho rrun sambatra tokoa,
Ka ipliwcf ho tsara miafara
Ny mpanompo tononkira.serasera.org mahasoa.

2.
Raha misy fahoriana
'Zay midona aminao,
Raiso re ho fitahiana
'Zay omen'ny Tomponao;
Fa ny lalam-pijaliana
'Zay alehanao izao
Dia mamelom-paniriana
Hitomboan'ny herinao.

3.
Miadia ny ady tsara,
Ho mpandresy hianao;
Tontosay izay anjara
Eo am-pelantananao;
Jeso Tompo no mijery
Sy mahita ny atao,
Koa tsy mba vuhk hisy very
'Zay rehetra vitanao.

--------
Link:
Comments
Mientana92 ( 02/08/2024 05:01)
Misaotra ilay nampiditra feony🥰
Add a comment
Please sign in
About this song
Artist : FEOMAFI
Hits : 2447
Likes : 0 Like
Created by : Mientana92
Date : 01/08/2024 18:39
Audio
Excerpt Add to playlist
Tablature

Tablature not found

Add one
© serasera.org 1999 - 2026 - page load 0.0731