Eo Anilanao (FANANTENANA ANTSA-FI)

(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Eo Anilanao

Ref :
Anilanao no iriko Tompo ô!
Anilanao na amin'ny andro fifaliako
Anilanao no iriko Tompo ô!
Anilanao na amin'ny andro fahoriako

I-Efa nolazainao tamiko ,fa zava-poana ny fitokisana, ...
Aim-bery maina,raha nentina tsy ara-drariny
Ny haren'ny tany sy ireo Didy folo
Nandidiny anao
Dieny misy fotoana, ndao havaozina(Ny zavatra rehetra)

Ref :
Anilanao no iriko Tompo ô!
Anilanao na amin'ny andro fifaliako
Anilanao no iriko Tompo ô!
Anilanao na amin'ny andro fahoriako

II-Tamin'ny andro namantarako, anao ry Tompo be fitia
Naneho Fitiavana, famindram-po tokoa Ianao
Na niolaka, nizotra n'aiza n'aiza
Ty ondrinao Nofikirinao...
Niova làlana (Eo Anilanao)

Ref :
Anilanao no iriko Tompo ô!
Anilanao na amin'ny andro fifaliako
Anilanao no iriko Tompo ô!
Anilanao na amin'ny andro fahoriako

III-Indro vonona ny tenako, handray Anao ho Mpamonjy
Ny Haren'ny Lanitra, sy ny fahatongavanao
Ny fahatongavanao am-boninahitra
Rahoviana re?

Ref :
Anilanao no iriko Tompo ô!
Anilanao na amin'ny andro fifaliako
Anilanao no iriko Tompo ô!
Anilanao na amin'ny andro fahoriako
--------
Link:
Add a comment
Please sign in
About this song
Artist : FANANTENANA ANTSA-FI
Hits : 91
Likes : 1 Like
Created by : Touknambs
Date : 01/02/2025 11:10
Audio

Audio not found

Add one
Tablature

Tablature not found

Add one
© serasera.org 1999 - 2025 - page load 0.6704