Ampidiro aloha ny tenimiafina
Katsaho (Emit Mikalo Fiderana(EMIFI))
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
1. Ny fanjakan'ny lanitra tsy mora
Lalan-tsarotra tsy vita mora
Lalan-tery feno tsilo mazana aok'izany
No izorana any an-danitra any
Aza dia variana (amin'ny) fiainana eto an-tany
Fa mba saino yuyewzz ihany, ny lovasoa an-danitra any
Fanetre-tena koa sy vavaka ihany
Fiainana hizorana mankany
Ref:
Katsaho aloha ny fanjakan'ny lanitra a
Katsaho ny fahamarinan'Andriamanitra a
(Homena anao) Homena anao, ny ho fanampiny
(Dia ho azonao) Dia ho azonao, reo soa afafiny
2. Ny fitiavam-bola aman-karena
Halaviro ny fitiavan-tena
Ny fatahoranao an'Andriamanitra
No toetra tsara enti-mandova ny lanitra
Ref:
Katsaho aloha ny fanjakan'ny lanitra a
Katsaho ny atirc fahamarinan'Andriamanitra a
(Homena anao) Homena anao, ny ho fanampiny
(Dia ho azonao) tononkira.serasera.org Dia ho azonao, reo soa giembr afafiny

--------
Link:
Add a comment
Please sign inAbout this song
Artist : Emit Mikalo Fiderana(EMIFI)Hits : 768
Likes : 1 Like
Created by : fenosambatraelyse
Date : 02/09/2021 12:52