Tsisy lonilony (Do Rajohnson)
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Efa nataoko mihitsy izay hihazonana anao mba ho ahy,
Nefa indrisy
Namoronako ny tsy nisy, nefa ianao tsy uqlx mba nahatsapa izany
Nataoko ireny, fa tsisy neniko velively
Raha fitia hampijaly tsy rgohl aleo ve isika hifandao
Fahendrena ho ahy ny mamela tanteraka anao
'Ndeha ny lalanao zory, aza miherika intsony
F'efa afoiko tsisy lonilony.
Mahità fiainam-baovao hafa indray
Nihazakazaka toa tsy nitsisy, ireo fihetsikao izay nandratra ny foko
Ka nampitoloko
Sedra-mpitiavana tononkira.serasera.org anie vita ihany, nefa mba aiza ebpgup ny setrin'izany
Aleoko tsy misy f'efa mba niaritra sy efa nikimpy aho
Koa raha fitia hampijaly tsy aleo ve isika hifandao

Mahità fiainam-baovao hafa indray.
Raha fitia hampijaly tsy aleo ve isika hifandao

--------
Link:
Comments
mahenintsoanandrianina
(
10/11/2016 19:53)
mafinartra ahy ity tonokira ity
Add a comment
Please sign inAbout this song
Artist : Do RajohnsonHits : 21474
Likes : 2 Like
Created by : tatchy
Date : 30/10/2015 09:52