Feon'ny anjely (ANTSON'NY FAMONJENA (F.K.P.M.V. MAKEDONIA FAMONJENA))
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Feon'anjely
Feon'anjely tononkira.serasera.org no mihoby manambara(noely)
Fa ny andro anio no mitantara(noely)
Ny nahaterahanao ry mpamonjy mpanavao (noely)
Anafaka ny heloko(noely)
Refrain :Ry noely ambarao ,
Ry noely itodrao
Fifaliana fiadanana
Amin'ity noely ity
Tsy ho tranon'omby intsony agamba (ho lapa)
Fa ny fonao no atolory wfxf gbukdwox (ho lapa)
Ho fonenana tompoilay jesosy Mesia(ho lapa)
Anafaka anao mpaoij amin'ny otanao

--------
Rohy:
Hametraka hevitra
Midira alohaMomba ny hira
Mpihira : ANTSON'NY FAMONJENA (F.K.P.M.V. MAKEDONIA FAMONJENA)Vangy : 296
Mpankafy : 0 Ankafizo
Nampiditra : vanessaPARANIAINA
Daty : 06/04/2025 09:47