Miantoraka (Antsafi)
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Jesosy ô! dpeyl inty aho e!
Manatona fa mila Anao
Foiko avokoa ny tenako
Mba raiso re, manolotra fo
Ny androko zay momba ahy
Hatokako, foiko ho Anao
Mba hanjakao ny fiainako
Fenoy re ho mnpkam rakitra soa
Miantoraka an-tratranao
Antanan-droa, tononkira.serasera.org fo sy fanahy
Miangavy sy npibwlq koa mitalao
Akaikinao no mahatsara ahy
Mangataka famindram-po
Avy Aminao lay Ray Tsitoha
Fitiavana Ianao sady tsy mba mandao
Zay manatona tsy mba nolavinao
Manatona fa mila Anao
Foiko avokoa ny tenako
Mba raiso re, manolotra fo
Ny androko zay momba ahy
Hatokako, foiko ho Anao
Mba hanjakao ny fiainako
Fenoy re ho mnpkam rakitra soa
Miantoraka an-tratranao
Antanan-droa, tononkira.serasera.org fo sy fanahy
Miangavy sy npibwlq koa mitalao
Akaikinao no mahatsara ahy
Mangataka famindram-po
Avy Aminao lay Ray Tsitoha
Fitiavana Ianao sady tsy mba mandao
Zay manatona tsy mba nolavinao
--------
Link:
Add a comment
Please sign inAbout this song
Artist : AntsafiHits : 1577
Likes : 0 Like
Created by : zoandrianina
Date : 02/09/2015 22:48
