TSY TAKATRY NY SAINA (ANTOKOM-PIHIRA FEO MAMY FJKM ANKADINDRAMAMY FAHAZAVANA)

(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Tsy takatry ny sainay ry Ray
‘zao fahorian’i tkyasngo Jesoa izao
Nijaly sy sshe niafy mafy tsy namaly fa niharitra teo

Ny ranao izay nirotsaka
Ny kapoka nanjo Anao
Hay fanavotanao ho anay ry tononkira.serasera.org Jesoa
Sorona tokoa uvzziyg Ianao

He velona Ianao ry Jesoa
Dia velona tokoa izahay
Dia indro atolotray ho Anao
Izao ny fo sy tenanay ry Jesoa

He ravoravo izay fo
Hanandratra Anao Ray Tsitoha
Ka raiso ho Anao mandrakizay ny fo
Sy ny tenanay ry Jesoa

Jean Fils RAKOTOMALALA

--------
Link:
Add a comment
Please sign in
© serasera.org 1999 - 2026 - page load 1.0753