NJAY FA MANAKO (ANTOKOM-PIHIRA FEO MAMY FJKM ANKADINDRAMAMY FAHAZAVANA)
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Njay fa manako ny feon'anjelyManambara ilay Mpamonjy
Teraka Imanoela
Mifalia fa voavonjy
Njay fa manako ny feon'anjely
Manambara ilay Mpamonjy
Teraka Imanoela
Mifalia fa voavonjy
Voninahitra anie
Ho Anao ry Jesoa
Ny dera sy laza
Ho Anao mandrakizay
Inona ary re no atolotrao
Mba ho Azy izao
Moa tsy ny fonao feno fiderana
Haleloia hosana
Voninahitra anie
Ho Anao ry Jesoa
Ny dera sy laza
Ho Anao mandrakizay
Andro iray tsy ho adino
Krismasy famonjena
Andro fifalian'ny mino
Sy ireo anjely sesehena
Andro iray tsy ho adino
Krismasy famonjena
Andro fifalian'ny mino
Sy ireo anjely sesehena
Voninahitra anie
Ho Anao ry Jesoa
Ny dera sy laza
Ho Anao mandrakizay
Inona ary re no atolotrao
Mba ho Azy izao
Moa tsy ny fonao feno fiderana
Haleloia hosana
Voninahitra anie
Ho Anao ry Jesoa
Ny dera sy laza
Ho Anao mandrakizay
--------
Link:
Add a comment
Please sign inAbout this song
Artist : ANTOKOM-PIHIRA FEO MAMY FJKM ANKADINDRAMAMY FAHAZAVANAHits : 860
Likes : 0 Like
Created by : zeea
Date : 10/12/2018 09:35