ASANDRATO (ANTOKOM-PIHIRA FEO MAMY FJKM ANKADINDRAMAMY FAHAZAVANA)
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Asandrato ny lohanao (Ary ny vavahady) 2e voix
Ary manandrata
Mba hidiran'ny mpanjakan'ny voninahitra
Iza izao? (Iza) iza izao?
Mpanjaka ny voninahitra izao
Iza izao? iza izao?
Mpanjaka izao
Jehovah, tompon'ny maro
Izy no mpanjakan'ny voninahitra
--------
Link:
Add a comment
Please sign inAbout this song
Artist : ANTOKOM-PIHIRA FEO MAMY FJKM ANKADINDRAMAMY FAHAZAVANAHits : 1018
Likes : 0 Like
Created by : Zeea
Date : 16/07/2018 16:37