Finoana iray (Antoko Mpihira MORIA)

(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Ary izao tontolo izao, nohariana mba ho iray
Ankohonan’ilay Ray, hiombona amin-janany
Simbam-panavahana, toy ny ondry nobaboina
Ka mihahaka daholo, mitsitokotoko tononkira.serasera.org eny
Fa ny Ray zhuow no mpahary, tsy mba sasatra miandry
Ary sitraky ny fony, mba tsy hisy iray ho very

Tonga nofo aman-drà, ilay zanaky lmnmrm ny Ray
Ka miantso ny mpanota sy manangona ny very
Simbam-pisarahana, ka miasampana ny dia
Nefa miantso an’Izy Tompo, ny tsy mpino tohina
Tsy avelan’izy Ray, hisy vala maro intsony
Fa ho tokana hijoro, hanambara an’I Jeso

Ref : Tompo ô! angony indray
Ny ondrinao fa te ho iray
Mba ho tokana ny vala
Ka ho iray mandrakizay
Ny BATISA uxrrcpbr dia iray
Ny FINOANA dia iray
Ny FIANGONANA iray
Satria mino Tompo iray
Homba antsika tsy ho rendrika
Ny fitiavan’Andriamanitra
Kristy Tompo iraky ny Ray
Ny fanahy antoka izao hitana
Ny Batisa………Tompo iray

--------
Link:
Add a comment
Please sign in
About this song
Artist : Antoko Mpihira MORIA
Hits : 363
Likes : 0 Like
Created by : antokompihiramoria
Date : 23/10/2025 15:32
Audio

Audio not found

Add one
Tablature

Tablature not found

Add one
© serasera.org 1999 - 2026 - page load 0.0335