Ampidiro aloha ny tenimiafina
Jesoa ô, misaotra Anao (Antoko Mpihira Akon'I Ziona (FJKM Ambohitsoa Fibebahana))
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
1/
Ny fahasoavanao no nahatoy izao ny fiainako
Nanova ny foko adala
Namerina ahy mba ho ao am-balanao
Jesoa ô, misaotra Anao aho
Fa tsy mba nafoinao
Notoloranao tokoa tononkira.serasera.org fvrpe ny fitiavanao
Koa lazaiko sy ambarako tsy miambatra
Sambatra aho fa tafatambatra zhsmqsrw Aminao
Ry Andriamanitro
Koa dera ho Anao, Haleloia
2/
Ny fiainako taloha izay nadaozako ny tavanao
Dia navaloko tsy hifoha
Fa anilanao no honenako hatrizao
Jesoa ô, misaotra Anao aho
Fa tsy mba nafoinao
Notantananao tokoa, mba hitraka ny loha
Koa lazaiko sy ambarako tsy miambatra
Sambatra aho fa tafatambatra Aminao
Ry Andriamanitro
Koa dera ho Anao, Haleloia
3/
Hoderaiko lalandava ny fahalehibiazanao ry Ray
Fa famindrampo tsy lany
No nivimbinanao ahy hatrizay
Jesoa ô, misaotra Anao aho
Fa tsy mba nafoinao
Notefenao mba ho tonga olom-baovao
Koa lazaiko sy ambarako tsy miambatra
Sambatra aho fa tafatambatra Aminao
Ry Andriamanitro
Koa dera ho Anao, Haleloia
rjkmmoi
Ny fahasoavanao no nahatoy izao ny fiainako
Nanova ny foko adala
Namerina ahy mba ho ao am-balanao
Jesoa ô, misaotra Anao aho
Fa tsy mba nafoinao
Notoloranao tokoa tononkira.serasera.org fvrpe ny fitiavanao
Koa lazaiko sy ambarako tsy miambatra
Sambatra aho fa tafatambatra zhsmqsrw Aminao
Ry Andriamanitro
Koa dera ho Anao, Haleloia
2/
Ny fiainako taloha izay nadaozako ny tavanao
Dia navaloko tsy hifoha
Fa anilanao no honenako hatrizao
Jesoa ô, misaotra Anao aho
Fa tsy mba nafoinao
Notantananao tokoa, mba hitraka ny loha
Koa lazaiko sy ambarako tsy miambatra
Sambatra aho fa tafatambatra Aminao
Ry Andriamanitro
Koa dera ho Anao, Haleloia
3/
Hoderaiko lalandava ny fahalehibiazanao ry Ray
Fa famindrampo tsy lany
No nivimbinanao ahy hatrizay
Jesoa ô, misaotra Anao aho
Fa tsy mba nafoinao
Notefenao mba ho tonga olom-baovao
Koa lazaiko sy ambarako tsy miambatra
Sambatra aho fa tafatambatra Aminao
Ry Andriamanitro
Koa dera ho Anao, Haleloia
rjkmmoi
--------
Link:
Add a comment
Please sign inAbout this song
Artist : Antoko Mpihira Akon'I Ziona (FJKM Ambohitsoa Fibebahana)Hits : 670
Likes : 0 Like
Created by : akoniziona
Date : 08/11/2023 10:53
