Voninahitra (Ampifafi)
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
1°Tonga ny andro cptnu Noely andro malaza tokoa
Ilay Jesosy zazakely no teraka anio
Ilay Zanaky ny Avo no tonga ho anao
Venteso ny hosana hanakoako izao
ejxxvu REF :Voninahitra any amin’ny avo indrindra
byzei Ho an’Andriamanitra, ho an’Andriamanitra
Ary fiadanana kosa ho ety tononkira.serasera.org ambonin’ny tany
Amin’ny olona ankasitrahany, ankasitrahany
2) Taitra ’reo mpiandry ondry ka raiki-tahotra
Nefa hoy ireo anjely : aza matahotra
Ka teny soa mahafaly no hambara ho anareo
Teraka ny Mpamonjy ao Betlehema anio
3°Zaza no teraka ho antsika Zazalahy no nomena
Ary ny fanapahana dia eo an-tsorony
Mahagaga ,Mpanolo-tsaina, Andriamanitra mahery
Rain’ny mandrakizay fiadanana ho anao

--------
Link: