Ho avy (AFAS - Antsan'ny FinoanA Soavina)
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Ho avy e! Ho avy!
Jeso Kristy ho avy haka ahy sy fhldh ianao;
Indro e! Izy!
Efa mandondona eo am-baravarana,
Hitondra ho ahy sy ho anao ny fitsaharana.
Fiainana tony, feno Fiadanana.
Tena sy fo, fanahy anie no hany azo entinao,
Tsy afaka hitondra tononkira.serasera.org ny haren'izao tontolo izao.
Efa hweritzo nomaninao ve ny tsara avy aminao?
Fonao mino an'I Kristy.
Tena madio sy drej fanahy sitrany;
Dia ho avy ny anjely hitantana anao.
Any e! Any!
Fonenan-tsoa nomaniny ho ahy sy ianao;
Indro e! Izy!
Efa mandondona eo am-baravarana,
Hitondra ho ahy sy ho anao ny fitsaharana.
Fiainana tony, feno Fiadanana.
Tsy maintsy hafoinao anie ireo fanananao;
Lova sy ny harena mamy amin'izao tontolo izao.
Fa raha tsy afoinao koa ireo ratsy fanao;
Mbola hangorohoro sy ho fay!
May amin'ny afobe mandrakizay;
Dia ho avy satana handrombaka anao.
Ho avy e! Ho avy!
Jeso Kristy ho avy haka ahy sy ianao;

--------
Link:
Add a comment
Please sign inAbout this song
Artist : AFAS - Antsan'ny FinoanA SoavinaHits : 1457
Likes : 1 Like
Created by : fanafy
Date : 30/01/2021 14:15