Ampidiro aloha ny tenimiafina
Asandratro (AFA F3 ( Anjomara Famonjena Anosibe Faritra fahatelo))
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
1 – Asandratro ny hira ho Anao, ny feoko ho voninahitra
Fa tsara Ianao Tompo o, lehibe tokoa ny famindram-pony elnsi Aminao
Ny lotoko efa nodiovinao, ny heloko efa navelanao
Nirahinao ho anay mba ho avotra, ny zanaka malalanao
Ref : Hidera Anao aho Ry mpanjakako
Hioby Anao aho, Ry mpanjakako
Fa notoloranao fitiavana
Ianao no lalana hahazoanay ny lanitra
tononkira.serasera.org Fiainana mandrakizay
2 - wymckjf Ny hoaviko, izay halehako, izay rehetra eto ami-fiainako
iynmg Ianao no miaro ahy, ka tsy hatahotra aho, aminireo fahavaloko
Ianao ihany no fiarovako, aroko sy andry hiankinako
Raiso ny fiainako, ny finoako Anao,tsy hivadiko aminao Tompo o
** Asandratro **AFA F3 FLM Anosibe Fampiraisana (Anjomara famonjena Faraitra fahatelo)

--------
Link:
Add a comment
Please sign inAbout this song
Artist : AFA F3 ( Anjomara Famonjena Anosibe Faritra fahatelo)Hits : 128
Likes : 0 Like
Created by : Mharck
Date : 28/04/2026 16:42