You are here: home > Tononkira > Shyn

mahatsara zaho (Shyn)

       IANAO NO HERIKO

1.Mifaly aminao ny foko Andriamanitra ô
  Fa niposaka ao ny taratry ny lanitra

     ref:Tononkalo vao no indro izao ateriko
  Tompo ô! ianao no tanTsiky dia ampyjako sy heriko

2.Manazava ahy ny endrikao somamby
  Ravo ny fanahy fa voatambitamby

3.Ny androko malia maratra raha atambatra
  Toloranao fitia dia tony sady sambatra


Tonony : Haingo
Rindra : Bessa

Hametraka hevitra

Midira aloha

Mpihira : Shyn
Mpamaky : 6847
Mpakafy : 1 Ankafizo
Nampidirin'i : Tovo Mbolatiana RAKOTONIRINA
Tamin'ny : 14/04/2003 07:40:15
ID : 1593

Tondrom-peo

Hampiditra tondrompeo