Efa tia ( -- Mbola tsy fantatra --)


Nafoiko hatramin’izay ilay fitia tato am-poko
Ianao ilay tokana iray tena tsy foiko
K’androany ho kaloiko ilay fitiavako anao iny
Tsy vitako ny hanadino ilay tantaran-tsika iny
Fa mamiko tokoa ouuuh!!fitiavako anao io ouuuh!
Na dia nisy disadisa na nisy fahoriana
Isika roa tsy hisaraka na oviana na oviana
Fa mamiko ny eo anilanao io, satriko foana
Tsy ho andry intsony ny ahitako anao iny
Ho eo akaikiko eo
Fa hiandry aho (hiandry aho)
Hiandry aho (hiandry anao)
Hiandry aho
Tsy foiko ianao (2 xs)

F’efa tia, efa tia, tia anao hatramin’izay
Mbola Tia, mbola Tia, hitia anao mandrakizay
Hiandry foana aho


Fa anao irery ilay fitiavana ato ouuh
Efa tia anao hatramin'izay ka hatramin'izao
aza avela irery fa tena tia anao!
Foiko ho anao daholo hatramin'ny aiko

Fa ianao ianao ,ianao ilay tiako
Ianao ianao, ianao safidiko
F'ianao ianao ianao irery ihany


















Ianao ilay tsy foiko ianao no ato am-poko
Tsy ho adinoko
Fitia mandrakizay natokako ho anao io
Ma Baby BOUHHH!!!!
Ilay fitiavana ato anatiko natokako ho anao
Ka ianao aza manahy fa za tsy hanary anao
Ny hitia anao mandrakizay izay no ato an-tsaiko
Raha tsy eo anilanao de marary re ny aTsiky dia ampyiko
Teny iray ihany no azoko ambara
Hoe efa tia anao sady tena efa tara
Ka lazao ahy amin’ny fonao manontolo
Hoe tena tia anah enw de mitony re foko












Efa tia anao hatramin’izay sy ho mandrakizay zay no ato am-poko
Fiverenanao eo anilako ilako izay no ho kaloiko
Fa za ne taty  tena tia tena tia tena tia anao ouh !
Ka enga anie mba mety mba mety ny antsika sy ianao
Ka hiaraka mandrakizay mandrakizay tsisy ahasaraka eee!
Fa ny fitiavako anao be de b bdb tsy ho laninao e!
Ka tsy iangavy intsony aho fa miandry e! miandre!
Hoe vonona ve ianao ho alaiko vady e









Tu es le feu,  je suis l’eau  Tu es ma voix, je suis le mot
Ensemble nous somme pareille  Celle qui brille c’est nos soleils
Partout ou je vais-je pense a toi  Alors n’t’éloigne pas
Sans toi il n’y a pas d’amour   Sans toi il n’y a pas de moi
Dans mon cœur, je te regarde   Dans mes bras je te fais vivre
Dans mes yeux je te protège   Partout ou je vais, tu es dans mon pensée
Tu es ma drogue, je me pique dans tes caresses
Je me shoote dans tes paroles
Je Je délire quand je te voix pas
Je délire quand tu es si loin de moi
Je t’avais t’aimer et je vais t’aimer encore et encore
Encore

Hametraka hevitra

Midira aloha

Mpihira : -- Mbola tsy fantatra --
Mpamaky : 754
Mpakafy : 0 Ankafizo
Nampidirin'i : andhy1
Tamin'ny : 11/11/2016 10:03:30
ID : 8936

Tondrom-peo

Hampiditra tondrompeo