Iray kilasy (Red Metal)
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Nifanojo
Nifampijery foana
Ny masontsika roa
Toa tsy heno
’Zay lazain’ny mpampianatra
Fa variana isika
fiv : Iray kilasy mantsy isika roa
Nifankahita isan’andro tononkira.serasera.org isan’andro
Tsy handry foana ny andro fhpqm maraina
Ahitana anao ao an-dakilasy ao
Misy tsy vsgyeay arako
Ny dika lesona
Mbola misy tsy spikxy voaray
Variana loatra aho
Ny mandinika anoa
Ka nanjary tsy mahay
Nifampijery foana
Ny masontsika roa
Toa tsy heno
’Zay lazain’ny mpampianatra
Fa variana isika
fiv : Iray kilasy mantsy isika roa
Nifankahita isan’andro tononkira.serasera.org isan’andro
Tsy handry foana ny andro fhpqm maraina
Ahitana anao ao an-dakilasy ao
Misy tsy vsgyeay arako
Ny dika lesona
Mbola misy tsy spikxy voaray
Variana loatra aho
Ny mandinika anoa
Ka nanjary tsy mahay
--------
Rohy:
Hametraka hevitra
Midira alohaMomba ny hira
Mpihira : Red MetalVangy : 13558
Mpankafy : 2 Ankafizo
Nampiditra : Njo
Daty : 29/11/2001 19:29
